Biby mampanandaza an'i Madagasikara, ary ahitana karazany maro izy io eto amintsika. Ity karazany iray ity dia hafa ihany koa, any @ faitra atsimo atsinana no ahitana azy.
Endrey ny hatsaran'ny natiora miantso antsika izy ireo mba hanaja azy sy hiaro azy ireo @ fahavalo.
C'est un animal qu'on le trouve de plusieurs espèces à Madagascar, je t'invite mes chers compatriotes de les protéger et de conserver. Il a aussi d'autres animaux qui ont de plusieurs espèces chez nous, il faut profiter les. merci et bonne continuation, bonne visite à tous.
bye bisoux.